|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  midaka
Fototeny  2 daboka|dabòka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mamoaka feo midoboka [1.1]
Ohatra  5  Tondrahany rano ny ombilahy midaboka eo. [2.606]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10  midaboka
Fototeny  11 daboka
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13 Mianjera, miletsy, rava: Nidaboka ny tranonay fa nalemy ny fototra ~ Nidaboka ny governemanta
14 Mandry mitsotra, mivalampatra: Vizaka loatra aho ka tonga dia nidaboka am-pandriana
15 Lavo, mandrorona, mietry: Izay mijoro, aoka tsy hidaboka
16 Miaiky heloka, mibaboka: Midaboka ohatra ny amalo-maty ny anao fa potsitra ny laingany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17 to fall, to fall against, to strike, to hit with violence, to lie down [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  18 s'ébouler, s'écrouler, tomber, se renverser, rester couché [1.3]
Ohatra  19  Nony efa sasatra izy, dia midaboka eo am-parafara. [2.649]
20  ambany sarety efa kotrakotra no indro midaboka sy mitsotra! [1.232]
Haiendriteny 
21  Ny ankehitriny :
22  Ny lasa :
23  Ny hoavy :
24  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  25 miandaboka
Kamban-teny rehetra  26 midaboka ohatra ny amalo-maty
Ohabolana  27  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  midabòka, midaboka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21