|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mibontana |
| Fototeny | 2 bontana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 vokoka, manan-trafo
[Bezanozano]
[1.78] 5 Mizihitra mitokana, mivonto ary miavaka: Misy nofo mibontana eo amin' ny hatoky ny zokiko [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to swell up, as the result of a blow, or boil, etc.
[1.2] |
| Kamban-teny rehetra | 7 filiro kely mibontana |
| Fivaditsoratra | mibontana, 8 tinombana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|