|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mibokoboko |
| Fototeny | 2 bòkobòko |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Misy zavatra mivohibohitra, mivohitra vorivory: Tsy nahita tory aho halina azon'ny mibokoboko ny vimiaina amin'ny latsimpara fora
5 Maniry tsimokazo [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 pousser des bourgeons, bourgeonner, avoir plusieurs petites bosses
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Fikambanana | 10 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mibokoboko |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/13 |
|