|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miboana
Fototeny  2 boana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 mivoha amim-peo mafy; migoana
5 mangetotra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 s'ouvrir avec bruit
7 péter [1.3]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :

Teny iditra (2/2)11  miboaña
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13 miseho, mipoitra [Tambahoaka] [1.78]
14 miseho, miharihary [Bezanozano] [1.78]
15 miseho (aboaña) [Sihanaka] [1.78]

Fivaditsoratra  16 ambanio, 17 ambaony, 18 animbao, 19 iombana, 20 miaboña, miboana, miboaña, 21 naombia, 22 ombaina, 23 ombiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21