|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mibo |
| Fototeny | 2 bo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mipoaka mafy; mandefa feo lavalava na hentitra rehefa mangetotra: Iza izany mibo izany?
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 résonner, faire du bruit
[1.3] |
| Voambolana | 6 Feo |
| Tovy hevitra | 7 manao bo |
| Teny iditra (2/2) | 8 mibo |
| Fototeny | 9 bo |
| Sokajin-teny | 10 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 Enti-milaza zavatra misava, misinda: Efa mibo ny zavona
12 Enti-milaza olona miely patrana: Mibo ny mpianatra rehefa mirova 13 Mamovoka, mitorajofo, midofaka: Mihataha rankizy, fa mibo ny vovoka hehezin' io akoho fo [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
14 to rise in the air, as smoke or dust.
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 18 imbo, mibo, 19 omby |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|