|
|
|
|

Teny iditra1  mibareraka
Fototeny  2 bareraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miroraka, mivaroraka (na ara-bakiteny na an' ohatra): Aza mibareraka elatra toy izao, fa misikina herimpo, mahereza [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 être lâche, traînant, débraillé
6 chanter bas et faux [1.3#78]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  10 mibareraka elatra

Fivaditsoratra  mibareraka, 11 ramirebaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09