|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mibango |
| Fototeny | 2 bango |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza ny volo voamboatra milamina tsara ary voarandrana
[1.1] 5 manao volo, mirandrana, mandamim-bolo [Tanala] [1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to wear the hair in the form of bango.
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 11 Fandram-bolo |
| Teny iditra (2/2) | 12 mibango |
| Fototeny | 13 bango |
| Sokajin-teny | 14 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
15 mankafy, midera
[Bara]
[1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
16 to take enjoyment, to take delight in something
[Provincial]
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 21 mangibo, mibango, 22 mibonga |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|