|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miara-midola |
| Singan-teny | 2 miaraka, 3 midola |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 enti-milaza fiarahan'ny olona roa mamindra misy fiangotingotiana ka somary mifampiraidraika ny loha
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|