|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miapoka |
| Fototeny | 2 apoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mianjera mitsotra sy miampatra: Niapoka teny an-dalambe izy noho ny harerahany be loatra
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to fall prostrate, to fall at full length, to be prostrate.
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | miapoka, 11 mipaoka, 12 mipoaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|