|
|
|
|

Teny iditra 1  miantsoro-mianotra
Singan-teny  2 miantsorona, 3 mianotra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza resaka na tantara izay miverina kely amin' ny tokony ho nolazaina tany aloha mba hampahazavazava azy kokoa [1.1]
Fikambanana  6  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how miantsoromianotra
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07