| Entrée | 1 miantsoantso |
| Radical | 2 antsoantso |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Miteny mafy, milelalela [1.1] |
| Exemples |
5 ... milahatra isika rehetra, hatao tokony ho dimy metatra ny elanelantsika tsirairay avy, miara-mandroso mihazakazaka sy miantsoantso manatona ny tranon' i Beomby, dia samy manao izay hidirany ao amin' izay.
[2.472]
|
| Morphologie |
|
| Analogues | 9 manao lela miakatra, manao antso valala, mikiakiaka, mijajaka |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|