|
|
|
|

Teny iditra1 miambakambaka
Fototeny  2ambakambàka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miambatrambatra na miakanakana eo am-pitenenana: Miambakambaka izaitsizy Rakoto rehefa miteny [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
Tsipelina hafa  8miambakavaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12