|
|
|
|

Teny iditra1  mialin-taona
Singan-teny  2 mialina, 3 taona
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza zavatra navela haharitra herintaona, toy ny henam-pandroana izany, izay amelàna hohanina amin' ny fandroana manaraka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be kept from one annual festival [fandroana] to the next, said of the jaka. [1.2]

Fivaditsoratra  7 ilay montana, 8 Imanontalay, mialin-taona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12