|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miala vonkina |
| Singan-teny | 2 miala, 3 vonkina |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 mamono, na tezitra ka miteny mafy sy manaram-po izaitsizy amin' izany
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 se donner du mouvement, détendre les nerfs
7 agir de toutes ses forces, décharger sa colère sur quelqu'un [1.3#857] |
| Ohatra |
8 Avy niady mivady angamba, dia aty amiko no hiala vonkina!
[2.528#90]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|