|
|
|
|

Teny iditra 1  mialahilahy
Fototeny  2 ialahilahy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao ialahy olona: Nahoana no mialahilahy kanefa tsy tezitra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 tutoyer [1.3#274, 1.5]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mialahilahy

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04