Entrée miaka-drova
Partie du discours locution
Explications en malgache Ny ady ifandirana tsy vitan' ny fokonolona sy ny sakaizambohitra no nantsoina tamin' izany, ka mandrakariva raharaha na ady lehibe toy ny mikasika ny fikomiana [1.1]
Mots élémentaires miakatra ; rova

Mis à jour le 2023/08/02