|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miafitra |
| Fototeny | 2 afitra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mijanona tsy mandeha intsony:
5 Niafitra halina ny famantaranandroko 6 Miato miala ianona, mianina: 7 Tohizo hatrany ny dianareo fa aza miafitra eny an-dalana 8 Mipetrapetraka, mialokaloka: 9 Efa tapa-bolana izay no niaferan' io mahantra io teto aminay [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 to stay, to halt, to be arrested in one's progress.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 S'arrêter, être arrêté, faire halte, s'abriter: Niafitra ny famantaranandro (La montre s'est arrêtée) ~ Niafitra teny an-dalana ireo ankizy ireo (Ces enfants se sont arrêtés en chemin) ~ Aza miafitra toy izany hianao raha miteny (Ne vous arrêtez pas ainsi quand vous parlez) ~ Miafitra eto hatramy ny iray volana io mahantra io (Ce pauvre s'abrite ici depuis un mois)
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 16 farimaty, miafitra, 17 mirifata |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|