Entrée | 1 miabo (abo) |
Partie du discours | 2 verbe actif ou adjectif |
Explications en malgache |
3 Mari-pamantarana fampitahana ( < ), ka ny vavany misokatra milaza izay lehibe amin' ireo zavatra ampitahaina (miibo), ary ny tendrony matsilotsilo kosa milaza ny kely: 4 < 7 [1.1] |
Explications en français |
4 être élevé, être protubérant; est parfois employé dans un mauvais sens 5 être fier, hautain [1.3] 6 positif [1.13] |
Exemples |
7 Tsikaritra araka izany fa tsy mitsaha-miabo ny taham-pitomboan' io sehatra io nanomboka ny taona. [1.384#] |
Synonymes | 8 miibo |
Mots composés |
|
Anagrammes | 11 aimbo, ambio, miabo, ombia |
Mis à jour le 2023/09/11 |