|
|
|
|

Teny iditra1  mateza dinihina
Singan-teny  2 mateza, 3 dinihina
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ilazana ny vehivavy somary zarazara hoditra ny fihodirany, ka arakaraka ny ijerena azy maharitra no mampitombo ny hasoany amin' ilay mijery azy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12