|
|
|
|

Teny iditra1  maseva
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Korintsana natao tamin' ny kitapo kely madinika norarina izay natambatra nofehezina ka entina mandihy: mikorintsana aoka izany izy rehefa manao fihetsehana ny tanana na ny tongotra, (Misy koa aza ahodidina ny andilana toy ny fehikibo) [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12