Entrée maotona
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Tsy tia pelipelika na jejo fa mipetrapetraka, mitandrina tsy hanao fihetsika manafintohina ny sasany: Zazavavy maotona
Enti-milaza ny andro tony tsara, tsy mandrivotra: Maotona dia maotona izany andro izany [1.1]
Explications en français Modeste, réservé, paisible, calme [1.3]
Dérivés 
Synonymes maotina

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31