Entrée mantamanta (manta)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Tsy dia tena manta
¶ Tsy vita tsara tanteraka: Asa mantamanta
¶ Tsy nomasahana tsara, tsy nalaina ambony tsy nalaina ambany, tsy nodinihina tsara: Hevitra mantamanta [Rajemisa 1985]
Exemples Ingahy Ravelo koa olona mantamanta vava sy tsy mifidy teny havoaka izay, ka nisy tokoa ny tsy tia azy tao an-tanàna. [Andraina: Mitaraina, page 119]
Citations 

2013/04/10