|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manotikotika
Fototeny  2 kotikotika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mamotipotika: Aza manotikotika ny akanjoko
5 Mampisafotofoto, mampisavorovoro: Manotikotika kofehy
6 Toa tsaroana misy mandroridroritra, mitambolimbolina, mitangolika: Manotihotika ny kiboko [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  mañotikotika
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13 mandrovidrovitra [Bezanozano] [1.78]

Fivaditsoratra  14 mañitokitoka, mañotikotika, manotikotika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21