|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mañorobo |
| Fototeny | 2 horobo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 [Antesaka] mizahozao, mirehareha
5 midera, mandoka [1.78] |
| Fikambanana | 6 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how manorobo |
| Teny iditra (2/2) | 7 mañorobo |
| Sokajin-teny | 8 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 [Antesaka] mampirisika
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|