|
|
|
|

Teny iditra1  manondritra
Fototeny  2 tondritra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manatodika
5 Manolaka (hadisoana)
6 Mitana zaza eo anelakelaky ny lohalika roa ka manankin' ny lohany amin' ny tratra ary somary manainga kely kosa ny tongony mba hahafahany mivalana tsara [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  11 manondrotra

Fivaditsoratra  12 manitrandro, manondritra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12