|
|
|
|

Teny iditra1  manofakofaka
Fototeny  2 hofakofaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manendaka hodi-biby na zavatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 écailler, enlever par éclats, détacher par pellicules [1.3#260]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 manafokafoka, manofakofaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12