|
|
|
|

Teny iditra1  manofahofa
Fototeny  2 hofahofa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4  Teo am-piaingana, velon-tsiky aho nanofahofa tanana : veloma tamin' ilay sakaiza tiako iny. [2.4#73]
5  i Tapakala, toa efa manofahofa tanana handray ireto mpivahiny lavi-dàlan-kaleha. [2.499#23]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  9 famofohana, manofahofa

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26