|
|
|
|

Teny iditra1  manoboka
Fototeny  2 tsoboka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 manatsoboka [Tambahoaka] [1.78]
5 Mandentika, manasoka: Manoboka vy ao anaty rano Rabe
6 Mampiditra: Manoboka ny tanany ao anaty vilany i Bozy [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  11 manatsoboka
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 akombona, 14 am-bokona, manoboka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17