|
|
|
|

Teny iditra 1  manoa
Fototeny  2 toa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  4 Accepter, se soumettre, honorer [1.3#704]
Ohatra  5  Novorin' izy telo mirahalahy manoa mahavita ny fokonolon' i Manakambahiny ary nilazany fa raha tsy miseho io, hodorany ny tanàna. [2.472#244]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how manoa
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 Amona, 13 manao, manoa, 14 Maona, maona, 15 moana, 16 omana, 17 Onama

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/15