| Entrée | 1 manjofo |
| Radical | 2 jofo |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Miantonta, mipaoka, mifaoka tsy mamela na kely ohatra ny sila-koho aza, manao majifa: Nisy nanjofo ny entana tao an-tranonay tany ambanivohitra Mihinana, mandany: Izy no nanjofo ny vola tao am-bata [1.1] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|