|
|
|
|

Teny iditra1  manjeny
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Ohatra  3  Zaho kosa… voa dia eny: Singan'olona manjeny. [1.264]
4  Voronkely rava akany / Zanak'ondry dia manjeny, / singan'aina ambony tany: / Ikala maty ray sy reny. [1.244]
5  Tsy oram-baratra no midona, fa / fo feno hanina no miteny, / ka ny vetsom-panahiny kely foana / tsy sasa-mivezika sy manjeny. [1.277]
6  Hahaha, hoy ny hehiny sady nanatona ny varavarana izy, hay aty misy zana-borona manjeny ka tsy nolazain'ialahy hatrinaraina ry Fandrava. [2.895]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  10 mañenjy, 11 mañinje, manjeny

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29