|
|
|
|

Teny iditra1  manitrikitrika
Fototeny  2 hitrikitrika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandentika mandetra (totohondry)
5 Mamelively, mandentidentika: Nanitrikitrika mafy erỳ Ramose tamin' ny tsy nahavitanay ny entimody, kanefa tena tsy nanam-potoana mihitsy izahay [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12