Entrée mañiritsa
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Betsileo] Manitrika anaty rano: Aza mahere mañiritsa piso fange ipitihan-drano feno volo (Aza dia fatra-panitrika saka anaty rano fandrao fendrahany rano misy ny volony) [1.78]

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31