|
|
|
|

Teny iditra1  maniraka
Fototeny  2 iraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandefa: Efa naniraka olona hilaza io vaovao lehibe io aho
5 Manendry, manome fahefana: Raisinay amim-panajana tokoa ianao tompoko, satria ny filohan' ny Nosy no naniraka anao
6 Mahatonga: Marina tokoa fa Andriamanitra no naniraka ny safo-drano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to send a messenger [1.2#291]
Fanazavàna teny frantsay  8 envoyer, expédier, déléguer [1.3#282]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 makirana, 15 manakira, manakirà, 16 manaraky, 17 maniraka, 18 miankara, 19 mikaraña, 20 mirakaña

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20