|
|
|
|

Entrée manindry (tsindry)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manery zavatra avy ambony amin' ny lanjan' ny tena: Manindry fanoitra
Manisy zavatra mitambesatra avy eo ambony: Manindry zavatra amin' ny boky
Manampy: Manindria ariary folo ianao dia hatakaloko ny bokinao ny bokiko [1.1]
Morphologie 
Présent : manindry
Passé : nanindry
Futur : hanindry
Impératif : manindria

Entrée mañindry
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Tanala] Mihinana, manaikitra (trondro sy hazandrano) [1.78]

Entrée manindry
Partie du discours nom
Explications en français  [Bara, Tandroy] (de tsindry : pression). Tina isaloensis Drake (Sapindaceae). Le bois était utilisé dans la confection des presses pour extraire l'huile. [1.196]
Nom scientifique Tina isaloensis
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/01/05