|
|
|
|

Teny iditra1  manimba karama
Singan-teny  2 manimba, 3 karama
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza olona mety manaiky karama kely noho ny fanao ka tonga mampidina ny karaman' ny maro [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12