|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manifika |
| Fototeny | 2 hifika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mampiala, manesotra: Nanifika ny rano tamin' ny anana izy ka lena ny tarehiko
5 Manda, manosika: Nanifika azy ny fokonolona [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 10 manifi-drano |
| Fivaditsoratra | 11 famikina, manifika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|