|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mangovingovitra |
| Fototeny | 2 hovingovitra |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza ny loha na ny tanana na ny rantsambatana iray mihetsiketsika na mihevingevin-dava noho ny aretina
[1.1] |
| Ohatra |
5 Manaiky aho, ry Bina malala, hoy izy, tamin' ny feo mangovingovitra.
[2.499#]
6 ny feon-dRasolo mangovingovitra, ary tapatapaka ny fiteniny, fa mba feno koa ny fony. [2.324] |
| Voambolana | 7 Fahasalamana |
| Mpanahaka | 8 heverina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|