Entrée mangodo
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Tanala] Tsy tsara, tsy mahomby, tsy misarika eritreritra: Leha laoka tsa mangodo ko leo vihazo mandre andronone (raha laoka tsy mahomby aleo vomanga mandry an-drony) [1.78]

Mis à jour le 2020/07/31