|
|
|
|

Teny iditra 1  mangirifiry
Fototeny  2 hirifiry
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Manaintaina; mahatonga fanaintainana: Mangirifiry ahy mafy io may io
5 Voatsaingoka, voatsindrontsindrona: Mangirifiry ny masoko voan' ilay gaza tao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 painful [1.2]
Fikambanana  7  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mangirifiry

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04