|
|
|
|

Teny iditra1  manginy fotsiny
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3 ambany fotsiny: Mafy no nahazo ahy fa mora loatra no nahalasanan' ny olona ny akoho namidiko; ny havizanako nitondra azy tany an-tsena amin' izany manginy fotsiny [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19