|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mangiaka |
| Fototeny | 2hiaka |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Miseho mamiratra eny lavitra (fotsy na mena): Hitanao irỳ riana mangia-potsy irỳ? / Mangiaka mena ny faravodilanitra alohan' ny fiposahan' ny masoandro.
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 5 mangaika, 6 mangiaka, 7 miakanga |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|