|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mangarom-bilany |
| Singan-teny | 2 mangarona, 3 vilany |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 mitsaba-bilany (ny mitsaba-bilany dia tsy fanaon' ny olona ary tena mahamenatra raha any an-tranon' olona fa mampiahiahy sao manisy mosavy)
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|