Entrée mangaroka (haroka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mihady, mangarona, maka ao anaty zavatra: Misy mangaroka izany vilany izany ka andeha jereo
¶ Mitady hahalala, mitsapa: Nitady hangaroka ahy Rakoto fa fantatro tsara
Mitovy hevitra: mamantatra ~ misafary ~ misaroro [1.1]
Explications en anglais to tempt, to beguile, to circumvent, to impose on, to sift out, to fish out, to find out a person's ideas in a roundabout way. [1.2]
Explications en français Fouiller; chercher à connaître, souder, scruter, examiner: Aza mangaroka vilany (Ne fouillez pas dans la marmite) ~ Mangaroka lalina izy (Il examine des choses profondes) [1.3]
Morphologie 
mangaroka
nangaroka
hangaroka
mangarofa, mangaroha
Synonymes miharoka

Anagrammes mangoraka, mokaranga, ramangoka

Mis à jour le 2023/01/20