|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mangalihaly |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Mainty mamiratra toy ny voangaly
[2.285] |
| Ohatra |
4 Ty vetson' ny tany miantso hifamaly Henoy re, ry rahona, mangalihaly.
[2.285]
5 Volana baliaka no nitsena ahy avy hatrany tery amin' ny lanitra mangalihaly tsy misy rahona. [2.643] |
| Fivaditsoratra | mangalihaly, 6 mangilahila |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|