Entrée mangalahala (halahala)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Enti-milaza ny rano madio fotsy toy ny azo itarafana, madio dia madio, mangarangarana: Rano mangalahala [Rajemisa 1985]
Définition anglaise glittering, shining, as quicksilver. [Richardson 1885]

Mis à jour le 2020/07/31