Entrée mangaka (haka)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Mazavazava ratsy: Mangaka ny lanitra amin' ny dimy maraina
Maina (fiteny amin' ny tanda izay tsaroana toa maimaina any anatiny any): Mangaka izany ny tendako azon' ilay vovoka nandalorana [1.1]
Explications en anglais Light, brilliant, luminous, dimly conspicuous. [1.2]
Mots composés 

Entrée manka
Partie du discours nom
Explications en malgache Misy faritra mitriatra kely nefa tsy vaky tanteraka [1.13]
Explications en français Fêlure, fêlé [1.13]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20