|
|
|
|

Teny iditra1  manetsaketsaka
Fototeny  2 etsaketsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mamely mafy tsy an-kisesy, mamango, mandaroka, manetsaka...: Nanetsaketsaka an-janany teo Rakoto [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12