|
|
|
|

Teny iditra1  manetry montotra
Singan-teny  2 manetry, 3 montotra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 mampietry izay avo mandondona [1.1]
Ohatra  6  tsy misy manetry montotra aminy fanjaka'ko fa izany no manetry montotra, dia maty ko, hoy Andrianampoinimerina [2.48]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12