|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  manena
Fototeny  2 nena
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  4 to groan in pain or agony. [1.2]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/3)9  manena
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11 mivarotra any an-tsena [Taisaka] [1.78]
12 mitsena (vahiny) [Bara] [1.78]

Teny iditra (3/3)13  maneña
Sokajin-teny  14  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  15 manontolo [Tambahoaka] [1.78]

Fivaditsoratra  16 manane, maneña, manena

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21